Entry | 1 mahery an-joro |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 mahery, zoro |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ilazana ny akoho mamono ny namany ao am-pisoko, nefa nony any ivelany kanosa mandositra ny akoho hafa Olona mikitakita sy ratsy fitondra ny ao an-trano, nefa tsy mahasehaka firy amin' ny any ivelany |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |